ELLAT GROUP

ELLAT GROUP Distributeur Boissons STAR, Location de voiture, Transitaire....

18/09/2025

đŸ»OKTOBERFEST 2025đŸ»
Ho avy izahay hifety any Toamasina any ho fankalazana ny fetin’ny labiera đŸ€©

Eo amin’ny 📍PARKING ARENA SPORT ny fotoanantsika ny 📅04 sy 05 oktobra ho avy izao !

Hisy artistes ho tonga hanafana ny fiarahantsika :
👉 Ny 04 oktobra i Lion Hill sy Ljo no hiaraka amin’tsika
👉 Ny 05 oktobra dia hiarahantsika amin’i Rootsman sy Samoela

Toy ny mahazatra dia hisy ihany koa ny animation podium sy kermesy izay hiarahantsika amin’i DJ Three T - DJ Looping - DJ Landry hoentanin’i Fou Hehy, Barhone sy Teg 😉

📣Tongava maro !
Vidim-pidirana : zava-pisotro STAR 2.000ar

16/09/2025

Zava pisotro misy gaz Malagasy, vokatra malagasy hifampizairain'ny Malagasy efa maherin'ny 60 taona

16/09/2025
Disponible Ă  TOAMASINA
15/09/2025

Disponible Ă  TOAMASINA

Société : ELLAT GROUP RECRUTE : Agent Commercial Lieu de travail : TOAMASINA Sur terrain (bars, épiceries, grossistes, r...
15/09/2025

Société : ELLAT GROUP
RECRUTE : Agent Commercial

Lieu de travail : TOAMASINA
Sur terrain (bars, épiceries, grossistes, restaurants, points de vente divers)

Mission principale :

Développer le portefeuille clients de la société, assurer la prise de commandes, le suivi commercial et le recouvrement des créances.

🛑 ResponsabilitĂ©s principales :

Prospecter de nouveaux clients (bars, restaurants, commerces).

Présenter les produits de la gamme STAR et promouvoir les ventes.

Prendre les commandes et assurer la transmission auprĂšs du service logistique.

Assurer le suivi et la fidélisation des clients existants.

Réaliser le recouvrement auprÚs des clients débiteurs.

Suivre les objectifs commerciaux fixés par la direction.

Remonter les informations du terrain (prix, concurrence, tendances).

ReprĂ©senter l’image et les valeurs de la sociĂ©tĂ© auprĂšs des clients.

📌 Profil de Poste :
👉 Bac ou Bac +2 en Commerce, Vente, Marketing, ou Ă©quivalent.
👉 Une premiĂšre expĂ©rience en vente / commercial terrain souhaitĂ©e.
👉 ExpĂ©rience dans le secteur boissons / distribution est un atout.
👉 Connaissances en techniques de vente et nĂ©gociation.
👉 CapacitĂ© Ă  prospecter et convaincre.
👉 Bonne maütrise des outils de suivi (carnet de commande, Excel, smartphone).
👉 Bon relationnel et sens du contact.
👉 Dynamisme, rigueur et autonomie.
👉 Esprit de persuasion et orientation rĂ©sultats.
👉 HonnĂȘtetĂ© et fiabilitĂ© dans le recouvrement.
👉 Être disponible pour des dĂ©placements frĂ©quents.
👉Permis A obligatoire (capacitĂ© Ă  conduire une moto pour les tournĂ©es).

Dossiers à fournir : CV et lettre de motivation avec prétention salariale
Soit Mp ou adresse mail : [email protected]

SOCIÉTÉ ELLAT GROUP : Distributeur Boisson STAR en Gros et en DĂ©tail Ă  TOAMASINA ( Livraison gratuite et Rapide)

đŸ€đŸ€đŸ‘Š
14/09/2025

đŸ€đŸ€đŸ‘Š

1ïžâƒŁ Efa fizara matetika teto ihany ny hoe “Ny tany mandroso dia tsy mamerina trosa fa zana-bola fotsiny ny azy no averiny”, dia io ilay antsoina hoe “Charge de la dette”.

Ny olana nefa dia tsy maintsy nampiakatra ny zana-bola foana ny Frantsay đŸ‡«đŸ‡· tao aorian’ny Covid mba ahafahany mifehy ny fiakaran’ny vidim-piainana, koa :

- raha 29,7 milliards d’Euro isan-taona io Charge de la dette io ny taona 2020
- dia ho tonga any ho any amin’ny 67,1 milliards any ho any io ny taona 2025.

Ny vokatr'izay ? Tsy maintsy mamorona harena hanetsemana io elanelana io ny Frantsay, na mampidina ny "Dépenses Publiques".

Voaresaka foana tato ho ato ilay hoe mitady 44 milliards d’économie, fa raha ny tena marina dia ny 38 milliards amin’io dia anetsemana io fiarakan'ny zana-bola io fotsiny.

2ïžâƒŁ Manarak’izany, nisy vaovao somary nisoko miadana sy tsy dia niparitaka firy omaly nefa dia mety ho enjankenjana ny fiatraikany:
📉 Naimpidinin’ny Agence de notation Fitch ho A+ ny naotin’ny la Frantsa raha ohatra ka AA- izany teo aloha.

Raha ny fiatraikany mivantana amin’ny toe-karena aloha dia tsy misy satria somary “Symbolique” fotsiny io naoty io.

⚠ Fa kosa, ny atahorana dia ny fiatraikan’io any amin’ny tahan’ny zana-bola izay efa ambony dia ambony, ka ampiakatra indray io “Charge de la Dette” io. Marihina fa ny Taux ny Obligation Ă  10 ans ny La Frantsa dia efa avo kokoa noho ny an'ny GrĂšce, izany hoe : mahatoky kokoa ny GrĂšce izany ny mpampindram-bola.

3ïžâƒŁ Fahatelo, ny olana amin’ny fitombon’ny zana-bola avo loatra dia : “Lasa ny toe-karena manontolo mihitsy no mihisatra na kenda”.

Ny secteur “Immobilier” sy ny “Automobile” matetika no voakasika voalohany dia lasa miha-mihitatra hatrany.

🏩 Aty Eoropa tsinona dia amin’ny alalan’ny findramam-bola no ahafahan’ny ankamaroan’ny olona mividy Trano, Fiara, na entana lafo vidy.

đŸ€” Mety miteny isika hoe “Any La Frantsa izany, fa tsy misy idiran’i Madagasikara” ?

Raha ny faniriana dia izany tokoa.
Ny mampalahelo nefa dia mbola miankina tanteraka amin’ny toekarena Frantsay isika satria mbola tsy vitantsika ny nanao “Deversification” tao anatin’izay 65 taona nahazahoantsika fahaleovantena izay.

📌 Raha tsy hilaza afatsy ny banky, ny orinasan-tserasera, ny mpitsinjara solika, ny grande surface, ny mpizahantany, ny mpamokatra herinaratra, ny teleferika, ny mpanao lalana 
 sy ny Western Union isam-bolana.

🎯 Toy ny Krizy rehetra nefa dia mitondra OpportunitĂ©s ho an’i Madagasikara đŸ‡Č🇬 ity krizy ity fa mila :
✅ miomana mialoha,
✅ mametraka lalana mazava sy paikady (ho aiza ?),
✅ fifampatokisana amin'ny mpiara miombon'antoka hafa (hiaraka amin'iza ?)
✅ miray hina,
✅ ary manome lanja ny Malagasy, sy ny manam-pahaizana Malagasy.

đŸ€ Izay aloha ny androany fa dia Mirary soa antsika rehetra !
Rija đŸ‡Č🇬

Société ELLAT GROUP : Distributeur Boisson STAR Toamasina ( Bazar Tanamakoa) RECRUTE : Une Chef(e) MAGASINIÈRE Mission p...
12/09/2025

Société ELLAT GROUP : Distributeur Boisson STAR Toamasina ( Bazar Tanamakoa)
RECRUTE :

Une Chef(e) MAGASINIÈRE

Mission principale :

Assurer la gestion optimale du magasin (boissons STAR et autres produits), incluant les entrées, sorties, stock, inventaires, et garantir la disponibilité et la fiabilité des marchandises.

🛑 ResponsabilitĂ©s principales :

Réceptionner, contrÎler et enregistrer les marchandises entrantes.

Assurer la bonne organisation et rangement des stocks (FIFO/FEFO).

Effectuer les sorties et livraisons conformément aux demandes validées.

Tenir Ă  jour les fiches de stock et logiciels de gestion.

Réaliser les inventaires périodiques (hebdomadaires, mensuels).

Prévenir les ruptures, pertes et anomalies.

Encadrer et coordonner l’équipe magasiniĂšre si besoin.

Veiller au respect des rÚgles QHSE (Qualité, HygiÚne, Sécurité, Environnement).

📌 Profil de Poste : Chef Magasiniùre

Formation :

Bac +2 minimum en Logistique, Gestion, Commerce, ou équivalent.

Expérience :

Expérience de 2 ans minimum dans la gestion de stock, magasin ou logistique.

Expérience dans le secteur boissons / distribution est un atout.

Compétences techniques :

MaĂźtrise des outils de gestion de stock (Excel, logiciels de gestion).

Bonne connaissance des procédures de réception, stockage et expédition.

Capacité à organiser et optimiser un espace de stockage.

Compétences comportementales :

Rigueur, organisation, sens des responsabilités.

Intégrité et fiabilité.

Leadership et esprit d’équipe.

Résistance au stress et sens du service.
Dossier à fournir : CV et lettre de motivation avec prétention salariale
Soit au Mail : [email protected] ou sur MP du page ELLAT GROUP

02/09/2025

Vision Company : Votre Vision, Notre Mission

Société de développement d'entreprises: Manampy orinasa sy tetikasa amin'ny fananganana sy fanatsarana ny asany amin'ny alalan'ny stratégies de développement sy ny conseil en gestion.

Services marketing: Miasa amin'ny création de stratégies marketing sy communication, mamolavola ny fomba hanatratrarana ny tanjon'ny orinasa amin'ny alalan'ny publicité, SEO, réseaux sociaux, ary plan de communication.

Contact : +261 38 60 951 85
Toamasina

Address

Toamasina
301

Telephone

+261348026990

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ELLAT GROUP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ELLAT GROUP:

Share

Category