Voice Over _ Antelang VO

Voice Over _ Antelang VO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voice Over _ Antelang VO, Toamasina.
(1)

▪️𝗖𝗢𝗠𝗘́𝗗𝗜𝗘𝗡𝗡𝗘 𝗩𝗢𝗜𝗫 𝗢𝗙𝗙 𝗣𝗥𝗢 🎙️
▪️Mes domaines sont variés...

En cas d’indisponibilité sur appel, contactez-moi par 𝗺𝗲𝘀𝘀𝗮𝗴𝗲 (WhatsApp ou SMS) 034 74 048 21

▪️ MITONDRA FANOVÀNA TSARA🇲🇬
▪️Propagatrice de l'amour 𝗔𝗴𝗮𝗽𝗲́ ❤️

02/08/2026

🐼 GEMELOS DE ORO
🎙️🎬 VOICE ACTING

⚠️Aza variana fa ao anatin'ny vanim-potoan'ny fialantsasatra toy izao ihany koa dia maro ireo zavatra mety hitranga ka mila hitandremana, indriida ho an'ny ankizy🌡️🥵....( Tohizako amin'ny commentaire)

🏝️🌊 Mirary fialantsasatra finaritra e
Iza no hiala sasatra à Majunga amin'ity 😁❓




L'ASTHME SE CONTRÔLE, INFORMONS -NOUS .


25/07/2026

The world is cruel, but you don't have to be 😊.
Don't become as cruel as this world 🌍.

🔺Mahasarotra an'ity asako ity , amiko manokana  io..._ Dia satria saro-pady be ny bruit nefa io no anisan'ny zavatra tsy...
21/07/2026

🔺Mahasarotra an'ity asako ity , amiko manokana io...
_ Dia satria saro-pady be ny bruit nefa io no anisan'ny zavatra tsy hay sakanana indrindra....

🔺 Amin'izao ora izao aho izao tokony hanao voix off : 23h30 , fa bruit-na zava-maneno any 100 na 200 metatra any angamba manako dia tsisy fika e😅
Ny andro koa alina, manako ny feo...
Ny fahaiza-miaina koa tsy ny rehetra no manana azy fa efa normalisé ny tapage nocturne...

Hanao réveil indray aloha amin'ny 2 ora maraina na amin'ny 3 any sao mba efa tony ny tanàna 😊.

🔺Fahasarotana izay tsy voatery hitambarako amin'ny mpanao voix off hafa io nefa ann...

Tsy mitsitsy mihintsy ilay patron -ko , sady tsy azo andaharana😌..Rehefa hoy izy hoe : _ Aty ny maso ! >> Dia any tokoa ...
18/07/2026

Tsy mitsitsy mihintsy ilay patron -ko , sady tsy azo andaharana😌..
Rehefa hoy izy hoe :
_ Aty ny maso !
>> Dia any tokoa ny maso .
_ Tsy misangy aho io an!
>> Dia efa te hamely @ sabatra izy izay ..

Tsy afa-mikofoka ilay sipakely .
Atsy ho atsy dia tongasoa ao amin'ny fianakaviamben'ny " attaque de panique" , " cerveau saturé" , " dépr ... party 🎉 " ..😅

Afaka miasa foana aho , fa ny disponibilité tsy 100% .

Mon patron : c'est mon étude 🥺
Exam approche !


Zany eo ihany fa asa be koa aloha ny hamadiana an'ity 16 mn 20 ity ho 1 mn 30 😅...Antony : bruit ivelany miverimberina.I...
15/07/2026

Zany eo ihany fa asa be koa aloha ny hamadiana an'ity 16 mn 20 ity ho 1 mn 30 😅...

Antony : bruit ivelany miverimberina.
Izay tratra bruit kely, na 500 millisecondes aza dia averina 😅

Tiako mihoatra ny teny vahiny ny tenim-paritra (teny malagasy rehetra ) 🇲🇬.Fa ny indro kely fotsiny, sarotsarotra kokoa ...
14/07/2026

Tiako mihoatra ny teny vahiny ny tenim-paritra (teny malagasy rehetra ) 🇲🇬.

Fa ny indro kely fotsiny, sarotsarotra kokoa hahitana irika hianarana izany , satria tsy ohatran'ny teny vahiny tena mameno ny aino amanjery, ny eterneto , ny tambazotran-tserasera, sns...

Ny teny Malagasy koa manko tena iàlana tsiny raha miteny hoe , mbola maro ny sehatra ara-teknolojia tsy mampiasa azy , mba tsy ilazàko hoe na ny IA aza , fa mbola tsy lafatra raha misy.

Soa ihany anefa , fa nisy olona tsara sitrapo , mahafinaritra nanaiky nizara tamiko antsitrapo ny fiteniny ary tena faly aho.

Tsy ho ela aho izao dia hizesta be aminareo fa hahay fiteny avy VAVATENINA.

Hisaorako koa ireo olona hafa ( efa ela ela ) tsara sitrapo , nizara sy nampianatra ahy teny Tandroy , Betsileo...

Raha mba fantatrareo moa fa mambabo ahy izy ireny🥰.

Mankasitraka indrindra tompoko 😊.
-paritra

⚠️FANGALARAN'OLONA rehetra mihintsy mihintsy fa tsy zaza irery .🚨Samia mailo🚨Mitandrema🚨Mivavaha🚨Aza matoky olonaEfa mar...
10/07/2026

⚠️FANGALARAN'OLONA rehetra mihintsy mihintsy fa tsy zaza irery .

🚨Samia mailo
🚨Mitandrema
🚨Mivavaha
🚨Aza matoky olona

Efa maro témoignage re sy hita izay.
Mitebiteby ny manankavana , ny mananjanaka , ...

Tsy misy manam-po ny tampoka sy ny ampintso fa dia courage e
Isika madinika foana no victime.

Hatreto dia mbola tsy tena fantatra mazava ny antony.

Misaotra an'ireo nijoro vavolombelon a mba nampitandrina .

❌MIJALY NY MADINIKA❌
❌TSY MANDRY FAHALEMANA NY VAHOAKA ❌

Ity indray ny VOICE ACTING -tsika manaraka😉Raha nankafy an'ilay " LES BÂTISSEURS DE RÊVES" ianao dia sûrement hankafy be...
08/07/2026

Ity indray ny VOICE ACTING -tsika manaraka😉

Raha nankafy an'ilay " LES BÂTISSEURS DE RÊVES" ianao dia sûrement hankafy be an'ity satria dia tena hilay be ity.

Misy fanatsarana kokoa:
_ Hisy lesona
_ Hisy fanabeazana ara-pahasalamana
_ Hisy fanabeazana ara-pitaizàna
_ Hisy fanentanana
_ Amin'ny teny anglisy 🇺🇸
_ Contenue mifandraika amin'ny ankizy, adolantsento , olondehibe.

Mbola ao anatin'ny maka inspiraka aho .
Fa dia efa misaotra anareo sahady hankafy .

Milay nareo

✅ Tsara be rehefa hoe tena ampiarina tena ampiarina fa tsy mody mody fampitahorana fotsiny 😊✅ Aza adino koa ny mametraka...
29/06/2026

✅ Tsara be rehefa hoe tena ampiarina tena ampiarina fa tsy mody mody fampitahorana fotsiny 😊

✅ Aza adino koa ny mametraka dapam-pako an...

✅ Tena maro mihintsy ny zavatra mila ampiarina tena ampiarina eto amintsika fa Bo**el loatra ny ankamaroantsika.

🎯 La Commune urbaine d'Antananarivo (CUA) rappelle que toute personne surprise en train de jeter des déchets sur la voie publique ou dans des espaces non autorisés s'expose à une sanction de 50 000 ariary. Ce rappel intervient alors que la municipalité poursuit ses opérations de nettoyage et d'assainissement dans la capitale.

🎯 Les déchets ménagers, gravats, terres, pierres, branches, résidus de chantier ainsi que les eaux usées figurent parmi les déchets dont le dépôt sur la voie publique, les trottoirs ou les espaces communs est interdit. La CUA appelle les habitants à respecter les règles de gestion des déchets afin de préserver la propreté de la ville.

🎯 Dans un communiqué, la municipalité réaffirme sa volonté de lutter contre les dépôts illicites de déchets et rappelle que les infractions constatées donneront lieu à une amende conformément à la réglementation communale.


⚡ Suivez notre page pour ne rien manquer des dernières tendances et analyses ! ⚡

28/06/2026

EST-CE QUE C'EST VRAIMENT TOI QUI FAIS LA VOIX DANS TOUTES TES VIDÉOS ❓

OUI ❗

Address

Toamasina
501

Telephone

+261347404821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voice Over _ Antelang VO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share