TATA Nirs shop

TATA Nirs shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TATA Nirs shop, Shopping & retail, Toamasina.

🛍🛒 Vente d'articles de prêt_à_porter tendance🛍🛒

🔥Nous vous proposons une gamme variée de vêtements tendance.🔥

Notre challenge: 🎀💞 Ny fahafaham-ponao no laharam- pahamehanay 🎀💞

Tsy lany lamaody mihitsy ny jeans indrindra ireto wide leg ireto 🤩👌Misy noir sy bleu ny lokony🌟🌟Boutique TATA Nirs shop ...
01/05/2026

Tsy lany lamaody mihitsy ny jeans indrindra ireto wide leg ireto 🤩👌

Misy noir sy bleu ny lokony🌟🌟

Boutique TATA Nirs shop Tanamakoa akaiky frip zone

👖

Miaraka aminay anie ka tsy tara lamaody zany e!!Toujours stylée ndry✅ Body marinière, A.L.O, chloé, classique✅ Wide legB...
01/05/2026

Miaraka aminay anie ka tsy tara lamaody zany e!!
Toujours stylée ndry

✅ Body marinière, A.L.O, chloé, classique
✅ Wide leg

Boutique TATA Nirs shop Tanamakoa akaiky frip zone

Miandry anareo izahay ooo
💋💋




30/04/2026

karakory nareo @ lambanay passe partout ty 🤣

Ny hatsaran'ireto ensemble ireto akia eee!!!ataontsika mora be ireo✅ ensemble gilet✅ ensemble misy noeudboutique TATA Ni...
25/04/2026

Ny hatsaran'ireto ensemble ireto akia eee!!!
ataontsika mora be ireo

✅ ensemble gilet
✅ ensemble misy noeud

boutique TATA Nirs shop Tanamakoa, akaiky frip zone

Tsy lany lamaody zany ato aminay ry reto a👌Izay mivoaka iray bomba bé daholo💥💥Nareo sisa no andrasana.🌸🌸✅Petite robe bla...
24/04/2026

Tsy lany lamaody zany ato aminay ry reto a👌
Izay mivoaka iray bomba bé daholo💥💥
Nareo sisa no andrasana.🌸🌸

✅Petite robe blanche
✅ Tissu vrai broderie anglaise, efa miaraka @ doublure
✅ 60000 Ariary
✅ Sac: 40000Ariary

Boutique TATA Nirs shop Tanamakoa, akaiky frip zone (portail bleu ciel)



👋 Hello Hello👋Aza taitaitsy avao fa nitondranay lamba hafa kely sady tsara be, tsy mbola be mpanana ange nareo e!!!🤩🤩🤩Mi...
23/04/2026

👋 Hello Hello👋

Aza taitaitsy avao fa nitondranay lamba hafa kely sady tsara be, tsy mbola be mpanana ange nareo e!!!🤩🤩🤩

Miavaka tsara rehefa manao azy, Sady mety andehilahy no mety ho ambehivavy koa.
Aia ko rô ahita!!!

✅ Cargo 2 en 1: Sady mety short no mety pantalon.45000Ariary fotsiny
✅ Body: 25000 Ariary
✅ Sweat sans capuche: 35000Ariary

Ato TATA Nirs shop shop Tanamakoa raha hanjifa azy, na midira mp.

💋💋

👋 Hello Hello👋Efa manomboka mangatsiaka ny andro.Mety be aminao ireto lamba ireto.✅Sweat avec ou sans capuche ✅ Qualité ...
17/04/2026

👋 Hello Hello👋

Efa manomboka mangatsiaka ny andro.
Mety be aminao ireto lamba ireto.

✅Sweat avec ou sans capuche
✅ Qualité au top foana.
✅ 35000Ariary.

Boutique TATA Nirs shop Tanamakoa, akaiky frip zone.

💋💋

LIVE à 12h.Mbola misy vitsivitsy Ilay ensemble Tshirt sy Pijama.Araraoty ooo
14/04/2026

LIVE à 12h.
Mbola misy vitsivitsy Ilay ensemble Tshirt sy Pijama.
Araraoty ooo

👋 Hello Hello👋Toy izao anie ny hatsaran'ilay ensemble T shirt ry reto e!Tsy mila maka sarotra akory fa tonga dia andao 🤩...
12/04/2026

👋 Hello Hello👋

Toy izao anie ny hatsaran'ilay ensemble T shirt ry reto e!
Tsy mila maka sarotra akory fa tonga dia andao 🤩

Raha hanjifa azy dia midira mp fa mora be anie e 🤑

Bon dimanche à tous.

Address

Toamasina
501

Telephone

0348519507

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TATA Nirs shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share