Shopping by Anitha

Shopping by Anitha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shopping by Anitha, Ivandry, Toamasina.

🛍️ Mode Femme & Accessoires tendance
🚚 Livraison partout Madagascar
Tongasoa eto amin' ny pejy shopping by Anitha
Faly mandray anareo izahay 🙏 😍
Boutique en ligne ( sur livraison uniquement ny entana ato aminay)✈️🛵
📩 Commande par Mp ou 0342277135

✨ BODY SUIT ÉLÉGANT & FÉMININ 🤎Lany ny tanà fa tamatave ihany no misy dispo 📢Mitady bodysuit mora ampiarahana amin’ny je...
06/09/2026

✨ BODY SUIT ÉLÉGANT & FÉMININ 🤎
Lany ny tanà fa tamatave ihany no misy dispo 📢
Mitady bodysuit mora ampiarahana amin’ny jean, jupe na pantalon ve ianao? 😍
📏 Tailles disponibles : S • M • L • XL • XXL 🎨 Couleurs :
🤎 Marron
🤍 Beige
🌸 Rose bonbon
🍷 Grenat
👉 Disponible en quantité limitée
📩 Alefaso ao @ message miaraka amin’ny taille + couleur tianao.
🚚 Livraison disponible selon votre zone.

✨ Miarahaba antsika rehetra 😍Elaela izay no tsy nisy publication teto amin'ny page, fa tafaverina izahay miaraka amin'ir...
30/08/2026

✨ Miarahaba antsika rehetra 😍
Elaela izay no tsy nisy publication teto amin'ny page, fa tafaverina izahay miaraka amin'ireo arrivage vaovao tsara tarehy kely ireto 🥰
🌸 Ensemble pois polka
🌸 Tsara kalitao
🌸 Misy loko maro hisafidianana
🌸 Vidiny mirary
📩 Mandefasa message raha mila fanazavana na hanao commande
🚚 Livraison misy manerana an'i Madagascar hatrany
💬 iza amin'ireo loko no tianareo : Rouge saBleu sa Rose sa blanc ?
Aza miala lavitra fa hisy arrivage fona @ izay ato an
💖

Re dispo  Tanà & Tamatave 😍Bodysuit gaignant Noir Beige Blanc Rose bonbon Mp pour commander 📩 Stock limité ‼️ ‼️
30/08/2026

Re dispo Tanà & Tamatave 😍
Bodysuit gaignant
Noir
Beige
Blanc
Rose bonbon
Mp pour commander 📩
Stock limité ‼️ ‼️

😍 RETOUR CLIENTE SATISFAITE 💕Merci pour votre confiance 🥰Notre jolie cliente porte merveilleusement bien son Bandana ✨Ar...
22/08/2026

😍 RETOUR CLIENTE SATISFAITE 💕
Merci pour votre confiance 🥰
Notre jolie cliente porte merveilleusement bien son Bandana ✨
Ary ianao sy ilay sipakelinao ao ve tsy mba hanao an' izao ❤️❤️❤️

Bandana crochet  avec couquillage Tendance be ao @ shein ao 😍Couleur dispo :beige,blanc Stock limité ‼️Mandefa @ faritra...
21/08/2026

Bandana crochet avec couquillage
Tendance be ao @ shein ao 😍
Couleur dispo :beige,blanc
Stock limité ‼️
Mandefa @ faritra rehetra 🛵
Dispo tanà & Tamatave
Intéressé ? Écrivez -nous en message privé pour le prix et les disponibilités 😉

Robe polka voile 🔥Efa misy short ao anatiny😍Taille standard 4 couleurs dispoJauneNoirBlanc RougeMandefa @ faritra rehetr...
21/08/2026

Robe polka voile 🔥
Efa misy short ao anatiny😍
Taille standard
4 couleurs dispo
Jaune
Noir
Blanc
Rouge
Mandefa @ faritra rehetra 🛵🚛
Mp pour commander 📩

🌸 ✨ SAC À ÉPAULE CERISE ✨🍒Mila poketra kely sady maivana ve ianao? 😍Ity Sac à épaule tendance kely ity tena mety aminao ...
05/08/2026

🌸 ✨ SAC À ÉPAULE CERISE ✨🍒
Mila poketra kely sady maivana ve ianao? 😍
Ity Sac à épaule tendance kely ity tena mety aminao
15000Ar (prix Tanà fa hafa ny Tamatave)❤️❤️
✅ Maivana sy mora entina
✅ Tendance
✅ Couleur dispo :
🤍 Blanc
🩷 Rose
🖤 Noir
🩵 Bleu ciel
💥 Stock voafetra!
📩 Midira mp avy hatrany fa stock limité ‼️‼️
🚚 Livraison manerana an'i Madagascar.
I Tsou no nahita ny valiny voalohany dia manasa anao hiditra mp
Aza adino manao j'aime ny page😍😍

Stanley cup sous carton 5 couleurs dispo😍Dispo Tanà & Tamatave 38000ArVitsy2 fa aza tara‼️‼️‼️Mandefa @ faritra rehetra ...
22/07/2026

Stanley cup sous carton
5 couleurs dispo😍
Dispo Tanà & Tamatave
38000Ar
Vitsy2 fa aza tara‼️‼️‼️
Mandefa @ faritra rehetra 🛵

🎉 KILALAO KELY 🎉👜 Maminavina ny vidin'ity sac à épaule tsara tarehy ity! 💖💬 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinao (oh...
21/07/2026

🎉 KILALAO KELY 🎉
👜 Maminavina ny vidin'ity sac à épaule tsara tarehy ity! 💖
💬 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinao (ohatra: 25 000 Ar).
🎁 Izay mahamarina ny vidiny voalohany no mahazo crédit 😍
⚠️ Aza manova commentaire rehefa avy nandefa.
❤️ J'aime + Suivre ny pejy dia manasa namana 2 ary eh

✨ Budget Planner Marbré ✨💸 Te hitantana tsara ny volanao ve? Mety tsara aminao ity budget planner ity,ireto avy ny ao an...
16/07/2026

✨ Budget Planner Marbré ✨
💸 Te hitantana tsara ny volanao ve?
Mety tsara aminao ity budget planner ity,ireto avy ny ao anatiny:
✅ 6 enveloppes à zip
✅ 50 feuilles blanches
✅ 1 stylo
✅ Stickers inclus
📚 Tena mety ho an'ny: 💖 Budget planning 💖 Épargne 💖 Gestion des dépenses 💖 Fanomanana tanjona ara-bola
⚠️ Stock voafetra! Rehefa lany dia miandry arrivage indray.
💌 Midira mp avy hatrany raha te haka ianao. Aza avela ho lasan'ny hafa! 💕
Mandefa @ faritra rehetra 🛵

Address

Ivandry
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by Anitha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share