20/01/2024
asian'tsika kilalao hely week end ty
izay azaontsika credit 😋😙
1er :20.000ar
2em: 10.000ar
3em: 5.000ar
ty ary ny fanontanina
😸..(aiza aketo à tamatave tegna be rano be amizao fotoana zao)....
👏alatsao ao antiny commentaire ny valiny dia
izay be réaction indrindra no marina zany😁 asio j'aime ny page de partageo @ olona 7 ity izay abonne iany no jerenay ann