11/09/2026
✨🌸 VAOVAO TONGA AO AMIN'NY L SHOP TAMATAVE 🌸✨
Mitady akanjo tsara tarehy, manja ary mampahazo aina ho an'ny zanakao ve ianao? 👗👔
💖 Tonga indray ireo modely vaovao ho an'ny ankizy: ✅ Kalitao tsara
✅ Modely manara-penitra
✅ Mahafinaritra sy mora entina
✅ Mety amin'ny fety, lanonana, anniversaire na anaovana isan'andro ✨
👧👦 Misy ho an'ny zazavavy sy zazalahy, ary misy taille samihafa de 2 ans à 14 ans
💕 Ataovy miavaka sy kanto ny zanakao miaraka amin'ny L Shop Tamatave
📩 Alefaso hafatra izahay raha mila fanazavana fanampiny
🏠Box 7 Bazary kely
📱0347954616