19/08/2026
📸 𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗽𝗵𝗼𝘁𝗼𝗴𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗲 !
Amin’izao Andro iraisam-pirenena ho an'ny sary izao dia alaivo sary ireo fitaovana efa nojifainao tato aminay dia ataovy ao anaty commentaire. 🤩
📍 Toerana : Lalana mankany amin’ny Région (Mangarano)
🕒 Ora fisokafana : Alatsinainy – Alahady, 08:30 – 12:00 ary 14:30 – 17:30