14/08/2026
ALLÔ ALLÔ Morarano
Lamesantsika rahampitso Asabotsy 15 Aogositra Sady fankalazana ny andron'ny Assomption.
Lamesa tokana ihany rahavana.
Manomboka maraina
Toerana: Eo antokotany malalaka devant maison paroissiale ihany.
Andro natokan'ny fiangonana ankalazaina io ka tongava maro fa ny fananana an'i Masina Maria no mampiavaka antsika katolika🙏🙏🙏..
Atôvy tonga agny eee...