Thina's POWERtech

Thina's POWERtech Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Thina's POWERtech, Shopping & retail, Toamasina.

🔋 Thina’s POWERtech
Vahaolana ara-herinaratra & accessoires finday azo itokisana
⚡ Protection • Charge rapide • Qualité
🚚 Livraison Toamasina & faritra
📞 034 16 446 00

Boîtier Fast 240W YELANDAR ⚡Chargeur ultra-rapide avec 4 USB + 2 ports PD, compatible avec smartphones, tablettes et aut...
31/07/2026

Boîtier Fast 240W YELANDAR ⚡
Chargeur ultra-rapide avec 4 USB + 2 ports PD, compatible avec smartphones, tablettes et autres appareils. Rechargez plusieurs appareils en même temps, rapidement et en toute sécurité.
📞 Commande : 034 16 446 00
📍 Thina's POWERtech

✨ Te hanana volo malama sy mamirapiratra isan'andro ve ianao?💇‍♀️ Baby Lisse VISTA no namboarina hanome vokatra matihani...
22/07/2026

✨ Te hanana volo malama sy mamirapiratra isan'andro ve ianao?
💇‍♀️ Baby Lisse VISTA no namboarina hanome vokatra matihanina ao an-trano. Misy température réglable, puissance 42W, ary cordon rotatif 2m mba hahamora ny fampiasana.
💰 70 000 Ar monja!
📞 Antsoy haingana: 034 16 446 00
⏳ Voafetra ny stock, aza tara!

⚡ Miaro ny fitaovanao, mitsitsy ny volanao! ⚡Aza avela hanimba ny réfrigérateur, congélateur na écran plat-nao ny fiovao...
19/07/2026

⚡ Miaro ny fitaovanao, mitsitsy ny volanao! ⚡
Aza avela hanimba ny réfrigérateur, congélateur na écran plat-nao ny fiovaovan'ny herinaratra.
✅ Stabilivolt 10A miaro amin'ny:
✔️ Basse tension
✔️ Surtension
✔️ Hors tension
💥 Prix Promo: 35 000 Ar ihany!
📞 Antsoy izao: 034 16 446 00

📢 PROMOTION SPÉCIALE SUPPORT TV! 📢✅ Support TV kalitao ✅ Fametahana MAIMAIM-POANA eto Toamasina VilleAza tara fa voafetr...
19/06/2026

📢 PROMOTION SPÉCIALE SUPPORT TV! 📢
✅ Support TV kalitao
✅ Fametahana MAIMAIM-POANA eto Toamasina Ville
Aza tara fa voafetra ny tolotra!
👉 Midira ao amin'ny pejy Thina' POWERtech
👍 Manaova J'aime 🔔 Abonnez-vous 📤 Ary Partagez amin'ny namanao mba hahafantaran'izy ireo ity tolotra manokana ity.
Thina's POWERtech – Vahaolana azo antoka ho an'ny fitaovana elektronika sy kojakoja isan-karazany.
📞 Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa aminay avy hatrany amin'ny pejy.
☎️034 16 446 00

🛡️ Arovy amin’ny Fahatapahan-jiro ny Tranonao sy ny Business-nao!Mbola misalasala? Aza adino fa ny Groupe Électrogène Es...
23/05/2026

🛡️ Arovy amin’ny Fahatapahan-jiro ny Tranonao sy ny Business-nao!Mbola misalasala? Aza adino fa ny Groupe Électrogène Essence sy Diesel avy amin'ny Thina's POWERtech dia tsy vitan'ny hoe manome herinaratra tsy tapaka fotsiny, fa miaro ny asanao sy ny fiainanao amin'ny fahasarotana ateraky ny fahatapahan-jiro ihany koa!Nahoana no tokony hisafidy anay ianao?
•Hery Tsy Tapaka: Miantoka ny fandehanan'ny fitaovanao rehetra.
•Fahombiazana sy Faharetana: Namboarina haharitra ela sy hiatrika ny filanao.
•Assistance GRATUITE: Manome torohevitra sy fanampiana amin'ny fikojakojana sy fampiasana izahay.
•Livraison Disponible
Tonga hatrany an-tokantranonao na any amin'ny toeram-piasanao.Vidiny: Manomboka amin'ny 500 000 Ar fotsiny! 💰
Aza tara! Commandez anio na Alefaso hafatra avy hatrany mba hahazoana ny anao.
Antsoy izao: 034 16 446 00! Stock tena voafetra! 📩🛒

Farany herinandro izao! Fotoana farany hanararaotana ny tolotra manokana ho an'ny Groupe Électrogène avy amin'ny 's POWE...
23/05/2026

Farany herinandro izao! Fotoana farany hanararaotana ny tolotra manokana ho an'ny Groupe Électrogène avy amin'ny 's POWERtech. Aza avela ho sakana ny fahatapahan-jiro amin'ny fialan-tsasatrao na ny fanomanana ny herinandro vaovao. Raiso ny anjaranao dieny izao! ⏳

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thina's POWERtech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share