Ny'vokatro

Ny'vokatro Production et transformation des produits locaux

☺️Salama aby oh☺️Jifao hatrany ny Tantely 💯% Natoraly novokarin'ny Ny'vokatro izay hitantsika amin'ny endriny VAOVAO 🎉🎉🍯...
08/10/2022

☺️Salama aby oh☺️
Jifao hatrany ny Tantely 💯% Natoraly novokarin'ny Ny'vokatro izay hitantsika amin'ny endriny VAOVAO 🎉🎉
🍯🍯Miel de letchi, niaouli et forêt
Ny toerana dia ireo mahazatra hatrany :
📌Toamasina: Total Manguier en face de la gare
Total Bazary be
Chez Annick box bazary Kely
📌 Antananarivo : Tsena Zanatany Ankadifotsy en face du station Shell
📌 Fénerive Est: PROXY market Morafeno et Ampasimpotsy

♥️ Mirary Soa antsika jiaby♥️

'Vokatro

🎉 Arabaina nanahatratra ny taona daholo eh 🎉♥️Mirary taona sambatra ho antsika rehetra ny VOKATRA NATORALY♥️🌺Mitohy hatr...
05/01/2022

🎉 Arabaina nanahatratra ny taona daholo eh 🎉
♥️Mirary taona sambatra ho antsika rehetra ny VOKATRA NATORALY♥️🌺Mitohy hatrany ny tolotra eto amin'ny pejy:
🐝Ny tantely amin'y kalitao tsara
🐝Ny fanamboara sy
🐝Ny fampanofana fitaovana amin'ny fiompiana tantely
🐝Raha mila fanampiana amin'y fiompiana tantely sy trondro, afaka miara miasa izahay😊

😊Mankasitraka antsika rehetra 😊

12/09/2020

Salama eh
🍁Client satisfait😇
🍃Attire-essaim 100% efficace
"Suivie et vérification" , herinandro lasa nametraha ny trano-tantely tonga dia namandrihana teo amin'ny toerana misy azy.
🍃Nareo zay mbola tsy nahazo avia malaky ataovy ny commande "ruche", "ruchette", "Attire-essaim" sy ny fitaovana maro hafa.
🍃Afaka manao installation ruche sy ruchette iany koa izahay ra eto tamatave ny toerana
Mankasitraka eh



Address

Cité De Douane, Rue Jams Seth
Toamasina
501

Telephone

+261349285595

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny'vokatro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share