12/07/2026
✨ Boîte à bijoux kely, tena pratique 💎
Arovy sy alamino soa ny bijoux-nao mba tsy hifangaro, hikikisana na ho very.
✔️ Mora hitahirizana bague, boucle d'oreille, bracelet ary collier💫
✔️ Kely sy maivana, mora entina na aiza na aiza.
✔️ mety atao cadeau fa mamy kely koa🎀
✔️Couleur dispo: blanc🤍 et rose 🩷
✔️ Prix: 19.0000ar
📍: Toliara
Satria ny bijoux sarobidy dia mendrika hotehirizina ao anaty boîte tsara tarehy☺️
Jereo fa ato ihany koa ny lien ahitana catalogue ny produit nay
👉https://sites.google.com/view/zarya-catalogue/catalogue.
Alefaso ary ny Jp na Mp avy hatrany oh🥰
📞0381979764