20/06/2026
🚘 À VENDRE – KIA PRIDE LX Phase 1 🚘
Mitady fiara économique, solide ary mora entretien ve ianao?
Ity ary misy Kia Pride LX Phase 1 mbola tsara, mety tsara amin’ny usage quotidien, famille na activité.
🔹 Marque : Kia Pride LX Phase 1
🔹 Année : 2009
🔹 Carburant : Diesel
🔹 Moteur : CRDI 16V – mafy, économique ary tsara traction
🔹 Boîte : Manuelle
🔹 Options :
✔ 4 vitres électriques
✔ Commande à distance
✔ Fiara mora ampiasaina, mora entretien ary mitsitsy carburant
✅ Tombony amin’ity fiara ity :
Diesel économique
Moteur CRDI 16V matanjaka sy fiable
Mety tsara amin’ny ville sy trajet lavitra
Confortable ary pratique amin’ny andavanandro
Bonne occasion ho an’izay mitady fiara mora tazomina
📍 Visible à TOLIARA VILLE
📞 Contact :
033 66 242 36
034 47 811 58