15/08/2024
🚨🚨OMBAY MITADY🚨🚨
Ilazana isika izay mahita an'i Ramatoa RAZANAJAFY Claudia, dit Nadia , 27 taona , Monina ao Saint Augustin( Toliara II) . Nanomboka omaly hariva izy no nandeha ka mbola tsy hita hatramin'izao. Koa iangaviana isika izay mahita azy mba hitondra azy eny @ manam-pahefana akaiky na hiantso ny laharan'ny fianakaviana ao amin'ny sary.
🙏🙏Manao filazana ny fianakaviana🙏🙏