Petits Trésors

  • Home
  • Petits Trésors

Petits Trésors Votre coin de trouvailles uniques pour le quotidien: Mode, accessoires, déco et objets pratiques rendant la vie plus jolie

Mbola misy Ilay déodorant an. 10.000ArAlefaso mp ny commande nao ary
19/08/2026

Mbola misy Ilay déodorant an.
10.000Ar
Alefaso mp ny commande nao ary

10/08/2026

Déodorant en provenance de France
100% authentique
Tena tsara io. Stock mandalo an.
10.000Ar
Alefaso mp ny commande nao ary.

08/08/2026
Mandalo ny tsara an. Ho antsika manana zanaka kely. Set couvert pour bébé. Tout en silicone. Mora ampiasaina, mora diovi...
08/08/2026

Mandalo ny tsara an. Ho antsika manana zanaka kely. Set couvert pour bébé. Tout en silicone.
Mora ampiasaina, mora diovina, adapté .
Maivana, mahazaka mafana, mahazaka mangatsiaka.
Raha 90.000Ar izy teo aloha.
Dia natao 25.000Ar. Efa stock vitsivitsy sisa.
Prix liquidation io an. Tsy hoe ratsy dia Alefa mora akory. Vonjivonjeo aza fa tena tsy hanenenana.

À Saisir Rapidement : Lot de Machines Industrielles 📢​Suite à un départ à l'étranger (propriétaire non sur place) et à l...
09/06/2026

À Saisir Rapidement : Lot de Machines Industrielles 📢

​Suite à un départ à l'étranger (propriétaire non sur place) et à l'arrêt définitif de l'activité, nous mettons en vente urgente ce lot de machines professionnelles en excellent état de marche :

​4 Machines Piqueuses

​2 Machines Surjeteuses

​1 Machine Coloroteuse

​1 Machine à coupe (Marques de qualité : Juki, Siruba...)

​Idéal pour atelier de couture ou lancement d'activité. Premier arrivé, premier servi !

​👉 Contactez directement le : 034 27 312 98 ou envoyez un message privé (MP).

01/06/2026

🎓✨ Efa manakaiky ny fahataperan’ny taom-pianarana…
Fotoana tsara hanehoana fankasitrahana ❤️
Ho an’ireo maîtresse mitaiza sy manabe ny zanantsika isan’andro 🙏
Tsy mora ny asany…
Fa izy ireo no manampy mamolavola ny hoavin’ny ankizy 🌱📚
🎁 Aza adino ny mankasitraka azy amin’ny fomba kely nefa misy dikany
Un petit geste, un grand cœur 💖
Alefaso dieny izao ny commande an.
Mp hatrany fotoanan-tsika e.

Ireto zaraina aminao indray ny ampahany amin'ireo short an'ankizy izay liquidation ato aminay. Manomboka 500Ar hatramin'...
26/05/2026

Ireto zaraina aminao indray ny ampahany amin'ireo short an'ankizy izay liquidation ato aminay. Manomboka 500Ar hatramin'ny 2000Ar.
Liquidation hoy aho an. Faingana haingana mamonjy ny toeram-pivarotana ary.
🚩Anjoma👉ampitan'ny dépôt Sanifer.
Mp ho anareo ivelan'ny faritry Toamasina dia afaka jerentsika foana izay mety aminareo an.

26/05/2026

Anaty Grande liquidation hatrany o.
Jusqu'à épuisement du stock
Ampahany amin'ireo short an'ankizy hitanao ao amin'ny boutique. Tena hoe Prix cadeau Prix Cadeau Prix Cadeau.

Ho an'ny Princesse kelintsika indray ry neny a. Robe en dentelle vert Émeraude 25.000Ar dia natao 10.000Ar fotsiny. Mand...
25/05/2026

Ho an'ny Princesse kelintsika indray ry neny a.
Robe en dentelle vert Émeraude
25.000Ar dia natao 10.000Ar fotsiny.
Mandalova ao amin'ny boutique fa mbola misy modèle hafa ao sy ny Taille. Afaka mandefa mp koa izay Liana.

Mbola anaty liquidation foana isika an.Ny tena tsara mahita mivantana any . Fa omenay fahafaham-po koa ianareo izay tsy ...
24/05/2026

Mbola anaty liquidation foana isika an.
Ny tena tsara mahita mivantana any .
Fa omenay fahafaham-po koa ianareo izay tsy afaka mankany e. Afaka manao livraison foana isika. Eny fa na dia ianareo eto Toamasina aza dia afaka aterinay any an-trano ny entana tianareo jifaina ato aminay.
3.000Ar = Efa tsy vidiny intsony fa efa tena cadeau be.

Address

En Face Du Dépot De Sanifer, Près Librairie Antso

501

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petits Trésors posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Petits Trésors:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share