DMM Vangaindrano

DMM Vangaindrano Dokany Mora ho an'ny Mpamokatra (Mivarotra fitaovana sy masom-boly ary zezika amin'ny fambolena, fiompiana ary jono)

DMM Ampasy VangaindranoNy zava-misy ato amnay
09/07/2022

DMM Ampasy Vangaindrano
Ny zava-misy ato amnay

DMM Ampasy VangaindranoMasomboly voafatona no ato amnay- Vary an-drano sy an-tanety- Voa-traka sy voamaina maro isakaraz...
21/05/2022

DMM Ampasy Vangaindrano
Masomboly voafatona no ato amnay
- Vary an-drano sy an-tanety
- Voa-traka sy voamaina maro isakarazany
- Fitaovana maro samy hafa
Mitogava manontany โ˜บ

๐Ÿ‘ ๐Ÿ˜Š
15/03/2022

๐Ÿ‘ ๐Ÿ˜Š

16/12/2021
Lopary
16/12/2021

Lopary

16/12/2021
Fanentanana, izay nataonay equipan'ny DMM (Dokany Mora ho an'ny Mpamokatra) niarahana tamin'ireo mpamokatra tamin'ny ala...
06/12/2021

Fanentanana, izay nataonay equipan'ny DMM (Dokany Mora ho an'ny Mpamokatra) niarahana tamin'ireo mpamokatra tamin'ny alalany focus groupe CR ( Anilobe, Vohitrambo, Fonilaza, Soamanova, Tsiately).
Manasa atsika rehetra hitsidika ny Tranom-barotran-tsika eto V/no
Adress 30m miala ny biraon'ny CnaPS.

Nandray andraikitra tamin'ny asan-tanamaro izahay DMM (Dokany Mora ho an'ny Mpamokatra) Vangaindrano, izay nototosaina t...
27/11/2021

Nandray andraikitra tamin'ny asan-tanamaro izahay DMM (Dokany Mora ho an'ny Mpamokatra) Vangaindrano, izay nototosaina tandroany faha 27/11/2021 ny fanadiovana ny bazary centre ville Vangaindrano.

Address

Ampasy Vangaidrano
Vangaindrano

Telephone

+261340681811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMM Vangaindrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category