02/05/2024
🕙Akory aby!
🔉🔉🔊ALERTE FORMATION 🚀
📣Izahay ato am Char'Eco Rariny517 dia manolotra ho anareo formation charbon écologique!
💡Tsy ho ariana intsony ny fako na ny déchet organique , na koa ho antsika izay te hianatra fotsiny ho ampesaina an-tokatrano.
💡Na koa amoronana asa fivelomana
👉Hanampiana antsika mba tsy anary fako na ny hazo na ny déchet organique na vovoka charbon, na potika Hazo na tain-drabao 🌡️
👉Ny FORMATION dia mety amzay Fotoana mety aminao satria , afaka atao privé, afaka mampianatra antrano, na en ligne !
🕙Zay Liana Dia mangataka anao mba handefa MP na message privé ato amin'ity Page ity!
🏝️Misaotra!