14/10/2026
📱 128 Gb sa 256 Gb ? Iza no mety aminao kokoa? 🤔
Rehefa hividy smartphone vaovao,dia tsara raha tsy ny endriny sy ny vidiny ihany no jerena fa ny "stockage" ihany koa! 😉
📸 128 GB : Raha tsy dia mitahiry sary, vidéo na application be loatra ianao dia izy no mety aminao.
🎮 256 Gb : Safidy tsara kokoa anefa raha tia maka sary, manao vidéo, milalao jeux na mampiasa application maro ianao.
💡 Ny fomba fampiasanao ny smartphone anao no ahafahana mamaritra izay capacité mety aminao!
💬 Ary ianao, 128 GB sa 256 GB no ampiasainao amin'izao? Ampahafantaro anay ao amin'ny commentaire hoe ! 👇
📍 Ireto ny toerana ahitanao ny Guy Com :
🏢 La Croisée Ivato — Box 43
🏢 REMAX by Guy Com — Andravoahangy Ambany
🏢 SUPREME CENTER Behoririka — Box 405, 416, 119
🏢 Tripolitsa Analakely — Box 7
📞 033 37 808 18
📞 033 37 444 13
📞 033 29 444 13
📞 033 25 033 27
🌐 www.guycom.mg
🎉 GUY COM — Notre compétence, votre confiance depuis 2006.