Min shop

Min shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Min shop, Fianarantsoa.

Hifanohana isika amin'ny alalan'ny vokatra tsara kalitao sy manaraka ny fenitra takian'ny tsena, koa andao hiara-dalana hanatratra tanjona iray dia ny fampandrosoana

  ✅ Manasitrana hoditra vakivaky sy maimaina✅ Miaro ny hiditra amin'izao rivotra mangatsiaka vokatry ny ririnina izao✅ M...
07/09/2026


✅ Manasitrana hoditra vakivaky sy maimaina
✅ Miaro ny hiditra amin'izao rivotra mangatsiaka vokatry ny ririnina izao
✅ Mandrindra molotra vakivaky
✅ Manafana ny hoho sy ny hodi-tanana.

📌 Vakio tsara ity hafatra ity… mety hanova ny fomba fijerinao momba ny vola sy ny fahombiazana ka hanova ny fiainanao am...
07/09/2026

📌 Vakio tsara ity hafatra ity… mety hanova ny fomba fijerinao momba ny vola sy ny fahombiazana ka hanova ny fiainanao amin'ny hoavy.💸🔥
Bon's
fans
Zarao fa mety hahasoa ny hafa ihany koa

🚚🎉 ARRIVAGE VAOVAO !Tonga ato amin'ny Magasin Ny Aina Tefy   izao ny Balance Digitale.⚖️ Fandanjana marina⚖️ Mora ampias...
07/09/2026

🚚🎉 ARRIVAGE VAOVAO !
Tonga ato amin'ny Magasin Ny Aina Tefy izao ny Balance Digitale.
⚖️ Fandanjana marina
⚖️ Mora ampiasaina
⚖️ Kalitao tsara
⚖️ Mety amin'ny fampiasana maro samihafa
📦 Isa voafetra, koa aza tara amin'ny famandrihana!
📍 Ambositra stationnement Alakamisy 0386015290
📍 Isaha 0381189213
📍 Antarandolo RN7 0382266368
📍 Manakara 0388498625

Ho ao amintsika isan'andro anie ny Fanahy Masina. Amen
06/09/2026

Ho ao amintsika isan'andro anie ny Fanahy Masina. Amen

Aza mitsiriritra ny toerana misy ny hafa androany.Mety ho mpiasa ianao izao, fa tsy midika izany fa mpiasa mandrakizay.👉...
06/09/2026

Aza mitsiriritra ny toerana misy ny hafa androany.
Mety ho mpiasa ianao izao, fa tsy midika izany fa mpiasa mandrakizay.

👉 Miasá mafy, mianara, mahareta ary manána vina.
- Ny toerana misy anao anio dia mety ho dingana iray fotsiny mankany amin’ny toerana irinao rahampitso.
- Aza mifantoka amin’izay ananan’ny hafa; mifantoha amin’izay azonao hatsaraina ao aminao.
- Mety ho mpiasa ianao androany… fa mety ho patron rahampitso.

EVANJELY ANIO ALAHADY“Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao.” (Mt 18,15-20)Mampianatra antsika i Jesoa fa...
06/09/2026

EVANJELY ANIO ALAHADY

“Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao.” (Mt 18,15-20)

Mampianatra antsika i Jesoa fa rehefa misy disadisa na fahadisoana, dia tsy ny fifosana sy ny fifankahalana no vahaolana, fa ny fifampiresahana am-pahatsorana, ny fihainoana, ny famelan-keloka ary ny fampihavanana.

Koa mivavaka isika mba ho afaka handresy ny fialonana, ny fifanaratsiana, ny adiady ary ny fifankahalana ao amin’ny fianakaviana sy ny fiarahamonina. Ho an’ireo mpivady sahirana, ireo fianakaviana misara-bazana ary ireo zanaka voahilika, enga anie Andriamanitra hanome hery azy ireo hifamela sy hamerina ny fihavanana.
Ary aoka isika hahatsiaro fa:
“Na aiza na aiza iangonan’ny olona roa na telo amin’ny Anarako hoy Jesoa, dia eo afovoany Aho.”
Tompo ô, ampiraiso ny fonay, omeo fahasahiana hifampiresaka izahay, ary ampianaro hifamela sy hifankatia.

Tonga Indray ny Acide acétique bidon de 30kg
05/09/2026

Tonga Indray ny Acide acétique bidon de 30kg

Soude caustique perlé sy écaillé hoan'ny mpanaraka rehetra. Afaka mandefa amin'ny faritraAfaka manantona mivantana eny N...
05/09/2026

Soude caustique perlé sy écaillé hoan'ny mpanaraka rehetra.
Afaka mandefa amin'ny faritra

Afaka manantona mivantana eny Ny Aina Tefy
👉 Isaha ambony kelin'ny lycée René Cassin Fianarantsoa
👉 Antarandolo Fianarantsoa rn7 ampitan'ny startimes
👉 Eto amin'ny pejy Min shop

Bon's eIvidiano an'ity arrangé gingembre ity ramose dia amin'izay tamana ao an-trano fa tsy andeha hisotro any amin'ny b...
05/09/2026

Bon's e
Ividiano an'ity arrangé gingembre ity ramose dia amin'izay tamana ao an-trano fa tsy andeha hisotro any amin'ny bara any. Na izany aza an! Mba anamboary kitsany matsiro tsara mba ho tena mafilotra.
Min shop

Lunette de travail amidy ato amintsika magasin Ny Aina Tefy
05/09/2026

Lunette de travail amidy ato amintsika magasin Ny Aina Tefy

Address

Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Min shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share