kapa Fianarantsoa

kapa Fianarantsoa Boutique de chaussure. Coiffure et Nail Art. Pose faux ongles, vernis permanent, gel uv

Claquette et plateforme dispo de suite ato @ box5 Anjoma center 💎
22/08/2026

Claquette et plateforme dispo de suite ato @ box5 Anjoma center 💎

Sacs Tendance et styler! aiza daholo tsika tia Sac fa alefako Mora ireto an… Tsara fa @ vidiny tena mirary. Dispo de sui...
20/08/2026

Sacs Tendance et styler! aiza daholo tsika tia Sac fa alefako Mora ireto an… Tsara fa @ vidiny tena mirary. Dispo de suite ato Anjoma center Box5, misy Kapa avy de mety ampiarahana @ ny koa ne!!!

Misy Tanana dia mampite hanao Hoho izany mahita azy!!!  Bonne vacance ho anareo Mandeha fa zahay aloha Tampatongotra ato...
18/08/2026

Misy Tanana dia mampite hanao Hoho izany mahita azy!!! Bonne vacance ho anareo Mandeha fa zahay aloha Tampatongotra ato @ box 5 ato 😂🫣😂😂

Manararaotra @ zay fa Diplômer annn!!!  Merci les filles, alefako demain n sasany oh 😘😘😘😘
13/08/2026

Manararaotra @ zay fa Diplômer annn!!! Merci les filles, alefako demain n sasany oh 😘😘😘😘

Nivaly ny Bacc oh!!! Ndao tsika ary Hiara hifaly Kely, Asio J’aime ny page, mentionneo namanao, de Alefaso aty @ ko ny n...
12/08/2026

Nivaly ny Bacc oh!!! Ndao tsika ary Hiara hifaly Kely, Asio J’aime ny page, mentionneo namanao, de Alefaso aty @ ko ny numéro d’inscription, asitsika fisarihana ny vendredi, 3 nareo no hahazo, pose faux ongles mains, Kapa, vola 5000 ar… Alefa ary

À partir de 10.000 ar Dia manja ny Tanana. Ento ny model Handramana 😂🫣. Box5 💎
11/08/2026

À partir de 10.000 ar Dia manja ny Tanana. Ento ny model Handramana 😂🫣.
Box5 💎

Na Chablon, polygel, na atao @ popite, Mitovy foana ny rendu sy ny soa azo avy @ ny. Maivana, Maharitra, Manampy ny Hoho...
07/08/2026

Na Chablon, polygel, na atao @ popite, Mitovy foana ny rendu sy ny soa azo avy @ ny. Maivana, Maharitra, Manampy ny Hohonao hahazo halavana haingana. Mila manana patience sy fotoana kosa refa te hanao azy fa tsy vita maimaika. Mankasitraka an’ireto a clientes ireto nisafidy anay ❤️❤️❤️❤️

Efa manomboka mafana ny andro, tongava manao soins sy mijery ireto model Kapa manja kely ireto… prix Mora hatrany a part...
05/08/2026

Efa manomboka mafana ny andro, tongava manao soins sy mijery ireto model Kapa manja kely ireto… prix Mora hatrany a partir de 15000 ar 🥰❤️💎💎

Opportunité be Hoan’izay maniry hiasa ivelan’ny Mada, Tsy mitaky diplôme, fa mila fahaizana mamboatra bouquet de fleur, ...
03/08/2026

Opportunité be Hoan’izay maniry hiasa ivelan’ny Mada, Tsy mitaky diplôme, fa mila fahaizana mamboatra bouquet de fleur, deco en fleur, mikarakara voninkazo natoraly! Visa et billet à la charge du Patron!
:Misy commission aloa.

Address

Anjoma Center/box 05
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261389486119

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when kapa Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share